14 Sy rononomandrin'omby sy rononon'ondry aman'osy Mbamin'ny tavin'ny zanak'ondry Sy ondrilahin'i Basana sy osilahy Ary vary izay vokatra indrindra; Ary nisotro divay mahery avy tamin'ny ran'ny voaloboka ianao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:14 amin'ny teny manodidina.