Deotoronomia 32:17 MG1865

17 Namono zavatra ho fanatitra ho an'ny demonia izay tsy Andriamanitra izy, Dia andriamanitra tsy fantany, Fa andriamanitra vao niseho, Izay tsy natahoran'ny razanareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:17 amin'ny teny manodidina.