Deotoronomia 32:25 MG1865

25 Eny ivelany dia ny sabatra no hahafaty ny zanany, Ary ao amin'ny efi-trano dia ny fampahatahorana Na ny zatovolahy na ny zatovovavy, Na ny zaza minono na ny fotsy volo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:25 amin'ny teny manodidina.