Deotoronomia 32:27 MG1865

27 Raha tsy ny fireharehan'ny fahavalo no natahorako, Andrao diso hevitra ireny mpandrafy azy ireny Ka hanao hoe: Ny tananay no avo; Fa tsy Jehovah tsy akory no nanao izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:27 amin'ny teny manodidina.