39 Fantaro ankehitriny fa Izaho dia Izaho no Izy, Ka tsy misy andriamanitra eto amiko. Izaho no mahafaty sy mahavelona, Ary Izaho no maharatra sy mahasitrana, Ka tsy misy mahafaka amin'ny tanako.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:39 amin'ny teny manodidina.