Deotoronomia 32:4 MG1865

4 Ny amin'ny Vatolampy, tanteraka ny asany; Fa ny lalany rehetra dia amin'ny rariny avokoa. Andriamanitra mahatoky Izy, ka tsy misy ratsy ao aminy; Marina sy mahitsy Izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:4 amin'ny teny manodidina.