Deotoronomia 32:44 MG1865

44 Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin'izany fihirana izany teo anatrehan'ny olona, dia izy sy Hosea, zanak'i Nona.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:44 amin'ny teny manodidina.