Deotoronomia 32:46 MG1865

46 dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:46 amin'ny teny manodidina.