Deotoronomia 32:51 MG1865

51 satria nivadika tamiko teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo tao amin'ny ranon'i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:51 amin'ny teny manodidina.