Deotoronomia 33:2 MG1865

2 Hoy izy: Jehovah avy tao Sinay, Ary niseho taminy avy tany Seïra; Niposaka namirapiratra avy tany an-tendrombohitra Parana Izy; Ary avy tao amin'ny masiny tsy omby alinalina; Ary teo ankavanany nisy lalàn'afo ho an'ireo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:2 amin'ny teny manodidina.