Deotoronomia 4:1 MG1865

1 Ary ankehitriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:1 amin'ny teny manodidina.