20 Fa ianareo no nalain'i Jehovah ka nentiny nivoaka avy tao amin'ny memy fandrendreham-by (dia avy tany Egypta) mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin'izao anio izao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4
Jereo Deotoronomia 4:20 amin'ny teny manodidina.