Deotoronomia 4:23 MG1865

23 Mitandrema ianareo, fandrao manadino ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo izay nataony taminareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka ny endriky ny zavatra izay efa nandraran'i Jehovah Andriamanitrao anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:23 amin'ny teny manodidina.