26 dia miantso ny lanitra sy ny tany ho vavolombelona aho anio fa vetivety foana dia ho fongotra tokoa ianareo tsy ho eo amin'ny tany izay alehanareo hita an'i Jordana holovana; tsy ho maro andro eo ianareo, fa haringana tokoa.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4
Jereo Deotoronomia 4:26 amin'ny teny manodidina.