Deotoronomia 4:40 MG1865

40 Dia tandremo ny lalàny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, ary mba ho maro andro ianao any amin'ny tany, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:40 amin'ny teny manodidina.