Deotoronomia 4:46 MG1865

46 tany an-dafin'i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin'i Beti-peora, tao amin'ny tanin'i Sihona, ilay mpanjakan'ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:46 amin'ny teny manodidina.