5 Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin'ny tany izay efa hidiranareo holovana.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4
Jereo Deotoronomia 4:5 amin'ny teny manodidina.