Deotoronomia 4:9 MG1865

9 Kanefa kosa mitandrema ianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitan'ny masonao, ary andrao miala amin'ny fonao izany, amin'ny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:9 amin'ny teny manodidina.