Deotoronomia 5:1 MG1865

1 Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianaro ireo, sy mitandrema mba hankatò azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:1 amin'ny teny manodidina.