11 Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5
Jereo Deotoronomia 5:11 amin'ny teny manodidina.