Deotoronomia 5:16 MG1865

16 Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho maro andro ianao, ary mba hahita soa any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:16 amin'ny teny manodidina.