Deotoronomia 5:5 MG1865

5 Izaho nitsangana teo anelanelan'i Jehovah sy ianareo tamin'izany andro izany, hanambara aminareo ny tenin'i Jehovah, fa natahotra noho ny fahitana ny afo ianareo ka tsy niakatra tao amin'ny tendrombohitra, ka hoy Izy:

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:5 amin'ny teny manodidina.