Deotoronomia 6:12 MG1865

12 dia mitandrema fandrao hadinoinao Jehovah, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:12 amin'ny teny manodidina.