Deotoronomia 6:17 MG1865

17 Tandremo tsara ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny teni-vavolombelony ary ny lalàny, izay efa nandidiany anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:17 amin'ny teny manodidina.