Deotoronomia 6:25 MG1865

25 Ary ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika, araka izay efa nandidiany antsika.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:25 amin'ny teny manodidina.