Deotoronomia 6:3 MG1865

3 Koa mihainoa, ry Isiraely, ka mitandrema hanaraka izany, mba hahita soa ianao, ary mba hitomboanareo indrindra, araka izay nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny razanao, taminao, dia any amin'ny tany tondra-dronono sy tantely.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:3 amin'ny teny manodidina.