Deotoronomia 6:8 MG1865

8 ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:8 amin'ny teny manodidina.