Deotoronomia 7:19 MG1865

19 dia ny fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan'ny masonao, sy ny famantarana sy ny fahagagana sy ny tanana mahery ary ny sandry nahinjitra, izay nitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka; fa toy izany no hataon'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny firenena rehetra izay atahoranao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:19 amin'ny teny manodidina.