Deotoronomia 7:8 MG1865

8 fa ny nitiavan'i Jehovah anareo sy ny nitandremany ny fianianana izay efa nianianany tamin'ny razanareo no nitondran'i Jehovah anareo tamin'ny tanana mahery sy nanavotany anao tamin'ny trano nahandevozana dia tamin'ny tànan'i Farao, mpanjakan'i Egypta.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:8 amin'ny teny manodidina.