Deotoronomia 8:13 MG1865

13 ary mihamaro ny ombinao sy ny ondry aman'osinao, ary mitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, ary mitombo ny fanananao rehetra,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:13 amin'ny teny manodidina.