Deotoronomia 8:3 MG1865

3 Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, izay tsy fantatrao na ny razanao, hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:3 amin'ny teny manodidina.