Deotoronomia 8:7 MG1865

7 Fa Jehovah Andriamanitrao efa hampiditra anao any amin'ny tany soa, dia tany misy renirano sy loharano ary rano lalina eny amin'ny lohasaha sy ny tendrombohitra,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:7 amin'ny teny manodidina.