Deotoronomia 8:9 MG1865

9 tany izay hihinananao hanina amin'ny fanaranam-po, sady tsy hanan-java-mahory akory eo ianao, tany misy vy ny vato ao aminy, ary ao amin'ny tendrombohiny no hihadianao varahina.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 8

Jereo Deotoronomia 8:9 amin'ny teny manodidina.