10 dia nomen'i Jehovah ahy ny vato fisaka roa, voasoratry ny fanondron'Andriamanitra; ary teo aminy no nisy ilay teny rehetra nolazain'i Jehovah taminareo tao an-tendrombohitra tao amin'ny andro nivoriana.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9
Jereo Deotoronomia 9:10 amin'ny teny manodidina.