Deotoronomia 9:15 MG1865

15 Dia nihodina aho ka nidina niala tamin'ny tendrombohitra, raha mbola nirehitra afo izy; ary ny vato fisaka roa nisy ny fanekena dia teny an-tanako roa.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:15 amin'ny teny manodidina.