Deotoronomia 9:24 MG1865

24 Eny, niodina tamin'i Jehovah ihany ianareo hatramin'ny andro nahalalako anareo no ho mankaty.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:24 amin'ny teny manodidina.