Deotoronomia 9:3 MG1865

3 Koa aoka ho fantatrao anio fa Jehovah Andriamanitrao no efa handeha hita eo alohanao tahaka ny afo mandevona, ka Izy no handringana azy sy hampietry azy eo anoloanao; dia handroaka azy ianao ka handringana azy faingana, araka izay nolazain'i Jehovah taminao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:3 amin'ny teny manodidina.