Eksodosy 1:11 MG1865

11 Koa dia nanendreny mpifehy izy, mba hampahory azy amin'ny fanompoany mafy. Ary nanao tanàna fitehirizana ho an'i Farao izy, dia Pitoma sy Ramesesa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 1

Jereo Eksodosy 1:11 amin'ny teny manodidina.