Eksodosy 1:14 MG1865

14 ka nataony mangidy ny fiainany tamin'ny fanompoana mafy, dia tamin'ny feta sy ny biriky mbamin'ny fanompoana rehetra any an-tsaha, dia ny fanompoana rehetra izay nampanompoany azy fatratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 1

Jereo Eksodosy 1:14 amin'ny teny manodidina.