Eksodosy 1:22 MG1865

22 Dia nandidy ny vahoakany rehetra Farao ka nanao hoe: Ny zazalahy rehetra izay teraka dia ario an'i Neily, fa ny zazavavy rehetra kosa no velomy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 1

Jereo Eksodosy 1:22 amin'ny teny manodidina.