Eksodosy 10:14 MG1865

14 Ary ny valala niakatra ho amin'ny tany Egypta rehetra, dia nipetraka nanerana ny tany Egypta rehetra; ary nampahory indrindra ireny, ka tsy nisy valala toy izany tany aloha, ary ato aoriany koa tsy hisy toy izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10

Jereo Eksodosy 10:14 amin'ny teny manodidina.