Eksodosy 10:17 MG1865

17 Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10

Jereo Eksodosy 10:17 amin'ny teny manodidina.