Eksodosy 11:10 MG1865

10 Ary Mosesy sy Arona nanao ireo fahagagana rehetra ireo teo amin'i Farao; nefa Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nandefa ny Zanak'Isiraely hiala tamin'ny taniny izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:10 amin'ny teny manodidina.