Eksodosy 11:2 MG1865

2 Koa mitenena amin'ny olona, ary aoka ny lehilahy samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin'ny namany avy, ary ny vehivavy amin'ny namany avy koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:2 amin'ny teny manodidina.