Eksodosy 11:8 MG1865

8 Ary hidina ho ao amiko ireo mpanomponao rehetra ireo dia hiankohoka eo anatrehako ka hanao hoe: Mandehana ianao sy ny olona rehetra izay manaraka anao; ary rehefa afaka izany, dia vao handeha aho. Dia niala teo amin'i Farao tamin'ny fahatezerana mirehitra Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:8 amin'ny teny manodidina.