Eksodosy 12:18 MG1865

18 Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan'ny andro fahiraika amby roa-polo amin'ny volana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:18 amin'ny teny manodidina.