Eksodosy 12:23 MG1865

23 Fa Jehovah handeha hamely ny Egyptiana; ary raha mahita ny rà eo amin'ny tataom-baravarana sy ny tolana roa Jehovah, dia handalo ny varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:23 amin'ny teny manodidina.