Eksodosy 12:27 MG1865

27 dia holazainareo hoe: Izao dia famonoana ny Paskan'i Jehovah, Izay nandalo ny tranon'ny Zanak'Isiraely tany Egypta, raha namely ny Egyptiana Izy, fa namonjy ny tao an-tranontsika. Dia niondrika ny olona ka nivavaka.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:27 amin'ny teny manodidina.