Eksodosy 12:29 MG1865

29 Ary nony namatonalina Jehovah namono ny lahimatoa rehetra tany amin'ny tany Egypta, hatramin'ny lahimatoan'i Farao izay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianany ka hatramin'ny lahimatoan'ny babo izay tao amin'ny trano-maizina, mbamin'izay voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:29 amin'ny teny manodidina.