Eksodosy 12:31 MG1865

31 Dia nampaka an'i Mosesy sy Arona izy, raha mbola alina, ka nanao hoe: Mitsangàna, mialà eto amin'ny vahoakako ianareo sy ny Zanak'Isiraely, ary mandehana ka manompoa an'i Jehovah araka ny nolazainareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:31 amin'ny teny manodidina.